Mahajanga – Filankevitra Monisipaly: TIM indray no mitarika ny Birao maharitra

  • mardi, 15 mai 2018 14:00
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Mahajanga

Rava io maraina io ny birao maharitry ny mpanolotsaina monisipalin’ny Kaominina renivohitr’i Mahajanga. Nanapa-kevitra ireo mpanolotsaina rehetra fa horavana ny birao teo aloha noho ny fikasana in-droa miantaona hanongana ny Ben’ny Tanàna am-perin’asa, Andriantomanga Mokthar Salim izay voafidy tamin’ny anaran’ny antoko MAPAR.

Ireto indray ireo birao vaovao mandrafitra ny mpanolotsaina monisipaly eto Mahajanga :
- Filoha : Ramandratosoa Jean Yves José (TIM)
- Filoha lefitra : Solomora Sylvain Pascal (TGV - MAPAR)
- Mpampakateny 1: Rakotomalala Georgial (TGV -MAPAR)
- Mpampakateny 2 : Ralinoro Justine (TGV -MAPAR)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.