Fitsarana an-tampony: Fihanianana sy fametrahana ny filoha voalohany

  • vendredi, 11 mai 2018 21:25
  • Britto
  • Sary nomena

Notontosaina androany 11 mey 2018 tetsy Anosy ny lanonana ara-pitsarana nandraisana ny fihanianana sy nametrahana ny filoha voalohan’ny amin’ny Fitsarana an-tampony, Rajaona Andriamanankiandriana, izay voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 27 febroary 2018.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.