Ambositra: Feno hipoka Antamponivinany

  • mardi, 24 avril 2018 22:33
  • Britto
  • Sary nomena

Nisy io hariva io ny vavaka fiaraha-miory tamin’ireo namoy havana, izay notarihin'ny Pretra Katolika eto an-toerana. Manaraka akaiky ny zava-misy aty Antananarivo ny vahoakan'Ambositra ary manohana ny hetsika tarihin’ireo solombavam-bahoaka ho an’ny fiovana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.