Mampikony: Miakatra ny feo mitaky ny fialan’ny filohan’ny Repoblika

  • mardi, 24 avril 2018 22:27
  • Britto

Nivoitra tamin’ny fanambarana iombonana nataon’ny avy amin’ny TIM, MAPAR, GFFM, Sojabe ary ankolafin-kery samihafa taorian’ny fivoriana nataon’izy ireo teto Mampikony androany tolakandro.

Naneho fiaraha-miory amin’ireo namoy havana teo Analakely-Antananario tamin’ny 21 aprily 2018 izy ireo, manameloka ny herisetra, mampahery ireo solombavam-bahoakan’ny fanovana ihany koa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.