Fianarantsoa: Tontosa ny famoriam-bahoaka ho fanazavana ny fehin-kevitra momba ny atrikasa tamin'ny herinandro

  • mardi, 24 avril 2018 19:21
  • Britto
  • Sary nomena

Notanterahina teo amin'ny kianjan'ny Magro Ampasambazaha ny fiantsoana ny vahoaka araky ny fotoana nifanomezan'ny mpitarika antoko Tambatra sy ireo mpiaradia aminy. Mpanao politika hafa ihany koa no hita teny an-toerana ka nanohana ny fampitana amin'ny vahoaka ireo antsimpirihany tsara ho fantatra momba ny fehin-kevitra tapaka tao anaty ny Atrikasa Nasionaly notontosaina teto Fianarantsoa ny herinandro lasa teo.

Miandry ny marina momba izany rehetra arak'izany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.