Antenimierampirenena: Famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana fahaefatra
- lundi, 16 avril 2018 10:54
- Britto
Tapitra anio Alatsinainy 16 aprily 2018 ny fivoriana tsy ara-potoana andiany fahaefatry ny Parlemanta raha nanomboka ny Alakamisy faha- 05 aprily 2018, ary tsy mihoatra ny 12 andro, araka ny didim-panjakana 2018-291 tamin’ny 04 aprily 2018 miantso ny Parlemanta hanatanteraka izany fivoriana izany.
Anio folakandro ny famaranana izany fivoriana tsy ara-potoana fahaefatra izany eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ho an’ny Antenimierampirenena.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.