Famaranana lisi-pifidianana: 9.903.319 ireo mpifidy voasoratra anarana

  • dimanche, 15 avril 2018 10:32
  • Britto

Mikatona tanteraka amin'ity andron'ny 15 aprily ity ny fanavaozana isan-taona sy fanadiovana ny lisi-pifidianana. Io no lisi-pifidianana hampiasaina amin'ireo fifidianana ho avy.

Nahatratra 9.903.319 ny isan'ireo mpifidy voasoratra anarana. Nanodidina ny 240.000 kosa ireo anarana niverimberina hita tamin'ny fanadiovana ka nesorina tao anaty lisitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.