Tatitra amin’ny vahoaka: Tsy hihemotra ireo depiote mpanohitra

  • vendredi, 13 avril 2018 21:14
  • Britto

Nanamafy ireo solombavam-bahoaka mpanohitra voafidy tao anatin’ny Faritra Alaotra Mangoro sy Analajirofo fa dia hanao tatitry ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny Antenimieram-pirenena, izay nahalany ny lalam-pifidianana tao anatin’ny kolikoly avo lenta farany teo izy ireo ny tolakandron’ny sabotsy 14 aprily, ao amin’ny Lapan’ny tanàna.

Nanome alalana azy ireo ny Ben’ny Tanàna, mandà ny hanatanterahana izany famoriam-bahoaka izany kosa ny Prefen’i Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.