Morondava: Nidina an-dalambe ny mpitondra cyclo-pousse

  • jeudi, 12 avril 2018 09:22
  • Britto
  • Sary nomena

Ny talata maraina 10 avrily izy ireo no nanao fihetsiketsehana sady nilanja sorabaventy. Resaka fahazoana laharan’ny cyclo-pousse no isan’ny mampifanolana azy ireo amin’ny fiadidiana ny Tanànan’i Morondava.

Olana tsy mety voavaha efa fotoana lavalava izy ity. Nisy ireo cyclo-pousse nampidirina “fourrière”.

(Jereo sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.