Bekopaka: Tovolahy iray maty notsindromin’ny zandriny antsy ny maraina teo

  • lundi, 26 mars 2018 13:17
  • Britto

Zazalahy tsy ampy taona 16 taona no nahavanon-doza tao Ambalakazaha, Kaominina Bekopaka, Distrikan’Antsalova, Faritra Melaky. Nandeha nandositra izy avy eo ka karohina amin’izao.

Mbola tanora dia tanora tokoa ny namoy ny ainy satria vao 20 taona. Tsy fantatra ny anton’ny nifamonoana fa dia nidiran'andro vao maraina ny fianakaviana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.