Ambohimiera - Ifanadiana: Mandroba sy mandoro tanàna ny dahalo

  • mardi, 13 mars 2018 19:09
  • Britto
  • Sary nomena

Notafihan’ny dahalo ny tanan'Ambohimiera, Distrikan'i Ifanadiana ny alahady 11 martsa 2018. Rava ny tanàna.

Miraviravy tanana ny mponina, mahatsiaro ho tsy misy mpiaro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.