Toby Ratsimandrava: Voahantso i Patrick Raharimanana

  • lundi, 12 mars 2018 12:49
  • Super User

Voaantso eny amin'ny Toby Ratsimandrava Andrefan'Ambohijanahary i Patrick Raharimanana, Kandida ho Filoham-pirenena rahampitso talata 13 mars 2018 amin'ny 08 ora maraina.

Rehefa miady ho fanoherana ny kolikoly sy mitaky ny fahaleovantenam-pirenena dia tsy maintsy miomana amin'izany.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.