Ambatovinaky: Narodana ilay trano nahiana hampidi-doza

  • samedi, 10 mars 2018 13:03
  • Britto
  • Sary nomena

Trano iray misy rihana teny amin’ny Fokontany Ambatovinaky, Boriboritany Voalohany, no nianjera ho azy ny tolakandron’ny alarobia 7 martsa 2018. Tonga teny an-toerana ireo mpamonjy voina ny andron’ny alakamisy 8 sy 9 aartsa mba handrodana ireo rihana sisa izay mbola nahiana hianjera ka mety hampidi-doza.

Ny fahanteran’ny trano sy ny fifandimbiasan’ny rivotra, ny hafanana ary ny orana no tena anisan’ny antony nampirodana ity trano ity. Tsy nisy ny naratra sy ny aina nafoy satria dia tafavoaka ara-potoana avokoa ireo tompon-trano nandritra ny fiavian’ny loza.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.