Tanambao V – Toamasina: Misy fofona hafahafa

  • vendredi, 09 mars 2018 18:51
  • Britto

Mitaraina ny mponina eo Tanambao V akaikin’ny Gare Routière, fa tena misy fofona hafahafa mihanaka eny, isaky ny hariva, ary tena tsy laitra iainana io tato ho ato.

“Malanilany marikivy” raha ny filazan’ny mponina mandre azy, ka anairan’izy ireo ny manampahefana fa mandoto tontolo iainana ary ahiana hiantraika amin’ny fahasalamam-bahoaka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.