Antalaha: Ahiana ho tapaka ny lalana miazo ny seranam-piaramanidina

  • vendredi, 09 mars 2018 18:44
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Antalaha

Potika ny lalana miazo ny Aéroport Antsirabato – Antalaha, ahiana ny fahatapahany ato ho ato raha mitohy ny tsindry ateraky ny vesatry ny fiarabe mivezivezy mitaona ranontany hanotofana toerana an'olontsotra hanaovana asa fanorenana.

12km ny halaviran-dalana miala ny tanànan’Antalaha miazo ny Aéroport Antsirabato.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.