Carlton: Assises de la coopération internationale des collectivités Malagasy et Française

  • mardi, 06 mars 2018 08:13
  • Njaka
  • Sary Gasypatriote

Notanterahana omaly alatsinainy 05 marsa tetsy amin’ny Carlton Anosy ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 2ème assises de la coopération internationale des collectivités Malagasy et Française, izay notarihin’ny filoham-pirenena Hery RAJAONARIMAMPIANINA ny tolakandro.

Nisy ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny minisitry ny raharaham-bahiny Henry RABARY NJAKA sy ny ambasaderan’ny la Frantsa Ramatoa Vouland-Aneini.

Mandritry y hateloana moa izy ity ary tsy hifarana raha tsy ny alarobia izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.