Mahajanga: Hetsika maro loko no handravaka ny fankalazana ny 08 martsa

  • mercredi, 14 février 2018 19:52
  • Britto

Hosantarina amin'ny diabe hamakivaky ny tanàna ny sabotsy 17 febroary ho avy izao ny fankalazana ny Andro manerantany ho an'ny vehivavy eto Mahajanga ambonivohitra. Fikambanana samihafa avy eny anivon'ireo fokontany no indray hihetsika amin'ity fankalazana ity araky ny rindran-damina napetraky ny komity mpikarakara, tarihin'i Mizza Anni, filohan'ny Kb 8ème.

Hitohy amin'ny fitaizana ara-batana amin'ny soradihy "Zumba", izay sady mety hoan'ny toe-pahasalaman'ny vehivavy rahateo hoy ny filoha ary hofaranana amin'ny fiaraha-miala hetaheta.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.