Ambodratrimo: Voasambotra ny iray tamin'ireo gadra nitsoaka ny fonjan'Antanimora

  • mardi, 13 février 2018 20:20
  • Britto

Voasambotry ny Zandary teny Ambohidratrimo androany ny iray tamin'ireo gadra telo lahy nitsoaka ny fonjan'Antanimora ny alin'ny sabotsy nifoha ny alahady teo.

Fanolanana no namonjana azy.

Naterina avy hatrany eny amin'ny fonjan'i Tsiafahy izy taorian'izay.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.