Belo Tsiribihina: Hafenina ao Ambiky ny nofomangatsiakan’i Printsivavy Kamamy Georgette

  • lundi, 12 février 2018 12:13
  • Britto

Hotanterahina ao Ambiky, amin’ny zoma 16 febroary izao ny fanafenana ny nofomangatsiakan’i Printsivavy Kamamy Georgette. Folaka ny misandratr’andron’ny 7 febroary lasa teo, tao Belo Tsiribihina ny Printsivavy Kamamy Georgette, teo amin’ny faha-81 taonany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.