Morondava: Nodoran'ny olona velona i Zaly, mpamono olona

  • mardi, 06 février 2018 19:21
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Tratra ary dia niharan'ny fitsaram-bahoaka tao amin'ny fokontany Androvakely, Kaominina ambonivohitr'i Morondava ny alin'ny alahady 4 febroary i Zaly.

Malaso mpamaky trano sady mamono olona efa nokarohina nandritra ny enim-bolana mahery tato anatin'ny Distrikan'i Morondava ity farany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.