Mahajanga: Mpanao kiraro mandray entana halatra

  • lundi, 05 février 2018 22:23
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Mahajanga

Asa fanjairana kiraro no hanarontsaronan'ity lehilahy ity ny asa ratsiny. Izy no mpandray ireo entana rehetra avy angalarin'ilay namany. Tra-tehaky ny Zandary izy roalahy ireto.

Namaky bungalow ity farany teny amin'ny fokontany Amborovy. Avy any an-tafontrano no nidirany. Eny amin'ny brocanteur eny Marolaka no manjaitra kiraro ilay mpandray entana halatra.

Tsy kely lalana tokoa ny ratsy ary tsy azo jerena amin'ny endriny ivelany ny olona. Omaly alahady 05 janoary moa no nahasaronana azy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.