Manakara: Zazalahy kely 7 taona narapaky ny voay roa

  • lundi, 05 février 2018 13:57
  • Britto

Manoran-dava aty Manakara, miakatra ny rano, masiaka koa ny voay indrindra amin'ireo kaominina manodidina. Zazalahy kely 7 taona no maty tsy tra-drano nifandrotehan'ny voay roa ny alakamisy lasa teo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.