Marolambo: Miaka-bidy ny PPN

  • lundi, 05 février 2018 13:55
  • Britto

Tapaka ny lalana mampitohy an'i Mahanoro amin'i Marolambo. Miaka-bidy noho izany ny vidin'ireo entana ilaina amin'ny fiainana andavanandro. 800 ka hatramin'ny 1000 Ariary ny kapoakan'ny vary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.