Antsiranapasika Toamasina: Nisy fatin-jaza hita

  • samedi, 27 janvier 2018 06:37
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Io maraina sabotsy 27 janoary io dia nisy nahatsikaritra zaza iray nitsingevana teny ambony rano tao ambany tetezana teo Antsiranapasika Toamasina.

Zaza efa tsy nisy aina intsony, vita akanjo tsara sy voafono bodofotsy sy lambahoany no nakarin'ny olona.



Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.