Tiko Andranomanelatra: Niverim-potsiny tsy nahita ininona ny Jirama

  • mercredi, 24 janvier 2018 13:18
  • Britto

Taorian'ny bemidina nataon'ny solotenam-panjakana niaraka tamin'ny Jirama, dia tsy nahita ininona tamin'ny resaka fangalarana herinaratra tao amin'ny toeram-ponenan'i Marc Ravalomanana izy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.