Ambantondrazaka: Madio sy mandroso no tanjona

  • vendredi, 19 janvier 2018 18:41
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Ambatondrazaka

Haverina amin'ny toerana maha izy azy Ambatondrazaka izay renivohitry ny faritra Alaotra Mangoro ity. Vina ho an'ny Kaominina amin'ity taona 2018 ity ny fikajiana ny fahadiovana. Hisy ny fanorenana toerana fanariam-pako miisa 20, hitsinjara amin’ireo fokontany 9 mandrafitra ny Kaominina. Hatsaraina koa ny lalana mampifandray ireo fokontany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.