Hery Rajaonarimampianina: “Faizo, gadrao ireo manararaotra mampakatra ny vidim-bary”
- vendredi, 19 janvier 2018 18:15
- Britto
- Sary Gasypatriote Toamasina
Tonga teto Toamasina ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina androany, nijery ny vary vahiny vao tonga eo anivon’ny seranan-tsambo izay mitotaly 44 000 taonina, ka tafiditra amin'izany ny 17.500 taonina an’ny orinasa Phonix, miampy 8.800 taonina an’ny Enac ary ny 56 kaontenera an’ny orinasa Silac, izay misy 525 lasaka isaky ny kaontenera.
Ampy tsara ny vary misy eto, hoy Rajaonarimampianina, ka nanome baiko izy : « faizo, gadrao, ireo mivarotra vary lafo manararaotra ny fahorian’ny Malagasy ».
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/tselatra/item/14800-hery-rajaonarimampianina-%E2%80%9Cfaizo,-gadrao-ireo-manararaotra-mampakatra-ny-vidim-bary%E2%80%9D.html#sigProGalleriad0a61ff31d
http://sobikamada.com/tselatra/item/14800-hery-rajaonarimampianina-%E2%80%9Cfaizo,-gadrao-ireo-manararaotra-mampakatra-ny-vidim-bary%E2%80%9D.html#sigProGalleriad0a61ff31d
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.