Vakinankaratra: Miaro ny tontolo iainana ny mpitandro filaminana

  • vendredi, 19 janvier 2018 14:48
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

Zanakazo maherin'ny 2220 fototra no novolen’ny mpitandro filaminana androany zoma 19 janoary, tamin'ny toerana samihafa dia ny tao amin'ny ACMIL sy ENSOA ary ny teny amin'ny Zandary Antanimenakely, ary tany Antandrokomby-Ambohidranandriana.

“Ankoatry ny fiarovana ny tontolo iainana dia ampiasain'ny miaramila ihany koa ny hazo”, hoy ny Kolonely Ralaibeza, Komandy lefitry ny Akademia miaramila.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.