RN34: Nisokatra omaly hariva ny lalana

  • vendredi, 19 janvier 2018 13:15
  • Zakaria
  • Sary nomena

Nanamboarana fivilian-dalana vonjimaika mandrampahavita ny fanamboarana ny simba ao Ankazomiriotra, lalana nokaohin’ny rano nandritra ny rivodoza AVA. Vita, ary dia nisokatra omaly tamin’ny 6 ora hariva ny fivilian-dalana amin’ny lalam-pirenena faha-34 mampitohy an'i Morondava sy Antsirabe.

Nandatsahana kaontenera tao anaty lavaka, avy eo nototofana teo amboniny.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.