Mahazoarivo: Tezitra anga?

  • jeudi, 18 janvier 2018 10:00
  • Tigre

Mandeha ny feo eraky ny birao aty Mahazoarivo fa nofoanana ny fifampiarabana tratry ny taona miaraka amin'ny Praminisitra rahampitso zoma 19 janoary, saika atao eny amin'ny CNAPS Vontovorona.

Malaza tsy hinanana moa fa mandeha ny resaka ety fa hisolo ny Praiminisitra, ka asa na nidongy ny anao lahy hoy hatrany ny resaka maro ambany latabatra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.