Météo: Berguitta apporte une forte houle

  • mercredi, 17 janvier 2018 15:14
  • Tigre
  • Source Météo Madagasikara

Noho ny fanatonan'ny Rivodoza BERGUITTA ao amin'ny Nosy Mascareignes anio sy rahampitso dia ho avy be ny onjan-dranomasina amin'ny morontsiraka Atsinanana sy Atsimo Andrefana. Tokony hitandrina noho izany ny mpampiasa ranomasina amin'izany faritra izany ary tsy tokony hivoaka an-dranomasina intsony manomboka ny Zoma.

(Source Météo Madagasikara - Photo Satellite 12h15)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.