RN2: Tonga ny Zandary mandamina ny fifamoivoizana

  • dimanche, 14 janvier 2018 21:57
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote

Tapaka ny làlana eto Marozevo, eto amin'ny S, nisy kamioa navesatra niakatra, ka lany vitesy, dia nifatratra tamin'ilay kamioa tao aoriana.

Efa tonga eto ny Zandary roa amin'izao, mandamina ny fifamoivoizana, mandeha tsikelikely anaty fivilian-dalana mandrevo fotaka ireo fiara madinika. Sady atosika fa tsy afaka, misy mazda revo ihany koa ato anaty fivilian-dalana, efa 30 minitra tsy afaka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.