RN2: Tapaka ny làlana eo amin'ny S Marizevo

  • dimanche, 14 janvier 2018 21:17
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote

Nisy Kamio navesatra avy aty ambany Marizevo no lany vitesy, ka dia nihemotra nifatratra tamina kamiao hafa avy aty ambany ihany koa.

Samy nitsivalana izy roa ka dia tapaka tanteraka ny lalana. Samy tsy misy voahetsika ireo kamiao roa.
Efa mahatratra 5 km ny fitohanan'ny fiara. Efa ho 3 ora no niandry ny maro, miezaka manamboatra fivilian-dalana mitsofoka any anaty akata, fa da mifanjevo amin'ny fotaka, na dia tsy avy aza aloha hatreto ny orana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.