Mahajanga: Miakatra an-tanàna ny voay

  • samedi, 13 janvier 2018 20:16
  • Britto
  • Sary nindramina

Niakatra ny rano tamin'ny faritra maro teto Mahajanga vokatry ny rotsak'orana nisesy taty amin'ny ilany andrefan'ny Nosy. Niakatra an-tanàna nanaraka ny rano koa ny zana-boay.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.