Maroantsetra: Mpangalatra gisa tratran'ny fitsaram-bahoaka

  • samedi, 13 janvier 2018 19:27
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote Maroantsetra

Tovolahy avy any amin'ny Kaominina Ambinagnintelo no tratran'ny olona teo amin'ny Fokontany Ankiakandrefana nangalatra kiraro, raha efa avy nangalatra gisa tany aminy.

Na ny anabaviny aza dia an'isan'ny lasibatr'ity tovolahy ity, ka dia leo amin'ny fanaon-dratsiny ny mponina izay nampihatra ny fitsaram-bahoaka.

Naratra mafy izy fa tsy maty.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.