Mahajanga: Lehilahy tsy salama saina maty nananton-tena

  • jeudi, 11 janvier 2018 21:26
  • Britto

Ny atoandron'ny alakamisy teo tokony ho tamin'ny 12ora teny Tsararano Ambony no hitan'ny olona ny fatin'ity lehilahy ity izay nihantona tamin'ny tady.

Mpantsaka rano no asan'ity lehilahy izay 36 taona ity saingy tsy salama saina loatra izy raha ny fanazavanan'ny reniny.

Efa in-droa no nanandrana namono tena ranamana fa tamin'ny voalohany nalaky voavonjy ka mbola avotra ny ainy.

Nidina teny amin'ny toerana nahitana ny razana ny BMHS nijery ny zava-nisy.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.