Ambodiriana Toamasina II: Namela takaitra be ny rivodoza AVA

  • jeudi, 11 janvier 2018 14:39
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Ambodiriana

Betsaka ny zavatra simba, indrindra ny vokatra fanondrana. Ahiana ny hanoanana afaka fotoana fohy. Miady irery ny vahoaka amin’izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.