ACMIL Antsirabe: Lanonana ara-miaramila

  • mercredi, 10 janvier 2018 14:26
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

Mpianatra ho manamboninahitra niisa 75 mianadahy no naseho ambany faneva ny alarobia 10 janoary 2018, tao amin'ny Akademia Antsirabe ka ny andiany mivantana faha-41 izay niisa 65, ary ny andiany manokana faha-24 niisa 10 mianadahy.

Ny jeneraly Ramasy Razafindratovo Heritiana no nitarika ny lanonana. natrehin'ny minisitry ny fiarovana, ny Jeneraly Rasolofonirina Beni Xavier.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.