Vangaindrano: Mpianatra roa no maty

  • lundi, 08 janvier 2018 20:23
  • Tigre

Vokatry ny fiakaran'ny rano noho ny ora-mikija, dia mpianatra roa vavy ao amin'ny CEG Sandravinany ao amin'ny CISCO Vangaindrano handeha hamonjy fodiana no namoy ny ainy ny Zoma 05 janoary lasa teo rehefa nivadika ny lakana nitondra azy ireo.

(Loharanom-baovao Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.