Ivory Fianarantsoa: Andrasana ao amin'ny Faritra Haute Matsiatra izy 9 mianaka

  • lundi, 08 janvier 2018 19:47
  • Tigre
  • Sary nomena

Vokatry ny rotsakorana be omaly, dia nihotsaka tamin'ity trano nisy fiandrasam-paty ity ny tany, tokony taminn'y 9 ora alina ny alahady 07 janoary, Olon-dehibe 3 fa ny iray amin'io efa maty taloha satria niandry faty ireo olona ireo, tovolahy kely kosa ny 3, eo amin'ny 5 ka hatramin'ny 8 taona eo. Ny telo sisa dia zazakely vao trotroina ny iray ary ny roa eo amin'ny iray taona sy tapany eo.

Tonga nanatitra sy nitondra ny zavatra ilaina toy ny formol sy lamba ny Minisitry ny fampianarana Ambony Rasoazananera Monique.

Amin'izao moa dia nangatahan'ny Chef de Région Haute Mahatsiatra ny hiaretana tory ireo Razana miisa 09 (sivy) ao ami FARITRA Haute Matsiatra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.