Chutes Du Niagara: Nivadika gilasy

  • lundi, 08 janvier 2018 19:24
  • Tigre
  • Sary Net

Noho ny hatsiaka mamely aty amin'ny sisintany manasaraka an'i Canada sy Etats-Unis, izay mahatratra -46°C, dia nivadika gilasy ilay Chutes du Niagara.

Ilay ranobe lasa ranomandry, tsy nahasakana tanteraka ilay rano  3000 tonnes isan-tsegaondra tsy hirotsaka ihany anefa izany.

Tsy nahasakana ireo mpizahatany anefa izany fa vao maika nanosika azy ireo andeha taty Ontario, satria dia 40 taona lasa no nisy izao tranga izao farany. 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.