Vangaindrano: Namono mpianatra roa ny rivodoza AVA

  • dimanche, 07 janvier 2018 20:17
  • Britto

Mpianatry ny CEG miisa roa any amin'ny Kaominina Sandravinany, Distrikan'i Vangaindrano no maty lasan'ny rano androany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.