Aéroport Soanerana Maroatsetra: Mitokona ny mpiasa

  • mercredi, 03 janvier 2018 16:27
  • Tigre
  • Sary nomena

Ny mpiasan’ny SERANAMPIARAMANIDINA eto Soanierana Maroantsetra (AGENT AFIS, AGENT DE PISTES, SECURITES, FEMME DE MENAGE,…) dia niroso tamin'ny fitokonana nanomboka ny 01 janoary 2018 ka tsy afaka hanohy ny asany intsony ny mpiasa raha tsy voaloa ny karamany, marihina fa mbola tsy tonga ny karama nanomboka ny volana oktobra 2017 hatramin’ny faran’ny taona 2017, mitohy ny asa raha voavaha ny olana izay misy.

Natao izao fanapahan-kevitra izao mba ho fampahafantarana ny rehetra izay mampiasa ny Seranampiaramanidina eto Soanierana Maroantsetra sady isorohana ny fifanomezan-tsiny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.