Météo du 02 janvier 2018

  • mardi, 02 janvier 2018 20:47
  • Tigre
  • Photo Satellite 02 janvier 11h

Mibahana ny Zone de convergence intertropicale

Mbola tsy nahafeno ny fepetra maha cyclone azy ilay rivotra ao avaratra atsinanan'ny Nosy.

Anorana io maraina io ny faritra Boeny, Sofia, Diana, Sava, Analanjorofo.

Orana malefaka ny faritra Fitovavy fito vinany sy ny atsimo atsinanana, andrahona ny afovoantany, ho maina ny sisa.

Ny tolak'andro, ahitana oram-baratra avokoa hafa tsy ny faritra Menabe, atsimo andrefana, Androy.

Ho betsaka ny rotsak'orana ny faritra Diana

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.