Sambava: Nizarana tomban-kena ireo olona manana kilema

  • mardi, 02 janvier 2018 20:31
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Ny Association ‘’Manana Finoana ‘’izay notarihiny Filohany Kely, avy eto Antaimby no nahitana izany fizarana henan’omby ho an'ireo olona manana kilema miisa 50 namaly ny antso ny 31 desambra 2017 tery amin'ny tokontan'ny EPP Antaimby.

Natao izany mba hahitan'ny rehetra fifaliana ny taom-baovao izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.