Morondava: Lozam-pifamoivoizana nahafaty olona roa

  • vendredi, 29 décembre 2017 14:59
  • Zakaria
  • Sary Sobika Morondava

Loza roa samy namoizana aina avokoa no niseho teto Morondava, renivohitry ny faritra Menabe omaly alakamisy 28 desambra.

Ny voalohany, posy sy moto. Namoy ainy ilay mpitarika posy. Ny faharoa, moto nanao taingin-droa nidona tamin’ny fiara 4X4 nentina mompera. Maty ilay mpitondra moto, maratra mafy any amin’ny hopitaly kosa ilay nentina tao aoriana.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.