Akamasoa: Nankalaza ny Noely niaraka tamin'ireo zaza kamboty sy sahirana i Rajoelina sy ny fianakaviany

  • jeudi, 28 décembre 2017 09:04
  • Tigre
  • Sary nomena

Araka ny fanaony isan-taona dia tany amin'ny Akamasoa nahorin'i Pere Pedro Opeka i Mialy sy Andry Rajoeliny dimy mianaka no nivavaka ny andron'ny Noely 25 desambra 2017.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.