Manjarisoa - Mahajanga: Mpivarotra harona sachet notafihan'ny jiolahy nirongo basy

  • mercredi, 20 décembre 2017 06:57
  • Britto

Lasa ny vola aman-tapitrisany omaly talata 19 desambra tokony ho tamin'ny fito ora hariva. Nokapohin'ireo jiolahy vodi-basy ny lohan'ilay ramatoa mpivarotra. Roa lahy ireo jiolahy nanafika.

Mandeha ny fikarohana ireo mpanao ratsy ataon'ny Polisy amin’izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.