Fianarantsoa: Manomboka ny fitsarana mitety vohitra

  • lundi, 18 décembre 2017 16:07
  • Zakaria
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Nosantarina ity datin'ny 18 desambra ity izany hetsika faobe ho fikarakarana kara-panondro izany. Haharitra 7 andro ny fitetezana boriboritany ao anaty ny Fokontany 52 misy eto an-toerana. Tanjona maharitra ny fampidirana ireo misitraka izany ao anaty lisitry ny mpifidy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.