Farafangana: Namalifaly ireo ankizy sahirana beazin-dry masera ny depiote

  • jeudi, 14 décembre 2017 19:00
  • Zakaria
  • Sary Sobika Farafangana

Nanolotra vatomamy sy ranomboankazo ary vary fotsy ho an'ireo ankizy sahirana beazina ao amin-dry masera Farafangana ramatoa Randrianasolo Pauline, solobavambahoaka voafidy tao Vondrozo. Nojereny manokana ireto ankizy amin'izao ankatoky ny fetin'ny krisimasy izao mba hamalifaliana azy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.